|
|
|
|

Entrée1  adalo be ranomaso
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] anarana ilazan' ny olona ny volana adalo, izay voalaza ho be rivotra sy orana, ka ny vintan' ny zaza teraka amin' io dia vintan' olona malahelohelo lava
Explications en français  4  [1.3] Le destin des pleurs
Mots élémentaires  5  adalo, be, ranomaso

Mis à jour le 2024/12/07