Entrée | 1 aantsona |
Radical | 2 antsona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao miantsona, ajanona amin' ny toerana iray amoron-dranomasina: Naantsona tsy fidiny tao Toamasina ilay sambo noho ny tafio-drivotra |
Explications en français |
5 [1.3#57] Qu’on arrête, qu’on fait accoster: Eto ny lakana aantsona (Accostez ici la pirogue) |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 antsonina |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |