|
|
|
|

Entrée (1/5)1  vaka-
Partie du discours  2  forme morphologique de vakana

Entrée (2/5)3  vaka
Partie du discours  4  adjectif
Vocabulaire  5  Philosophie
Explications en malgache  6  Tsy mahatapa-kevitra amin' izay hatao, sahirantsaina, sanganehana, sakodiavatra: Vaka ity ny saiko: sady ta handeha aho no te hijanona [1.1]
Explications en français  7  Qui ne sait que dire ou que faire, interdit, interloqué, confondu [1.3]
Exemples  8  Dia vaka teo aloha kelikely Daniely izay atao hoe Baltasara; [2.996]
Dérivés 
9  Noms :

Entrée (3/5)10  vaka
Partie du discours  11  adjectif
Explications en malgache  12  sarotahotra [1.78]
13  Kanosa: Vaka mijodijody aliña k'aja mitoditodika sandre tojo raha mampatahotra (ilay saro-tahotra mandeha alina ka aza miherikerika sao sendra zava-mahatahotra) [1.78]

Entrée (4/5)14  vaka
Partie du discours  15  adjectif
Explications en malgache  16  malemy [1.78]
Dérivés 
17  Adjectifs :

Entrée (5/5)18  vaka
Partie du discours  19  adjectif
Explications en malgache  20  Misy fotsy eo amin'ny tenda (vorona, alika, ets...) [1.78]

Mis à jour le 2023/12/18