Entrée (1/3) | 1 V v |
Partie du discours | 2 nom (symbole) |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). |
Explications en français |
4 [1.3] Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de l'alphabet malgache. |
Analogues | 5 abidy |
Tableaux et planches |
6 Les alphabets |
Article |
7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Illustrations |
|
Entrée (2/3) | 10 V v |
Partie du discours | 11 adjectif |
Explications en malgache |
12 [3.1] marika romana izay milaza ny isa 5 |
Vocabulaire |
13 Mathématiques: arithmétique |
Tableaux et planches |
14 Les nombres |
Entrée (3/3) | 15 V |
Partie du discours | 16 nom (symbole) |
Explications en malgache |
17 [3.1] Singa mivaingana, faha-23 amin'ny fisokajiana miherina. |
Explications en anglais |
18 [3.1] Vanadium |
Vocabulaire |
19 Chimie |
Tableaux et planches |
20 Table périodique |
Mis à jour le 2024/12/26 |