|
|
|
|

Entrée1  Tsimihety
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  3  Anaram-poko lehibe monina amin' ny faritra latsaka anivon' ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ny Sihanaka, atsimo; ary ny Sakalava, andrefana; mihamiitatra miankandrefana ny Tsimihety; tanàn-dehibe: Mandritsara, Bealanana [1.1]
Explications en français  4  nom d'une population du nord-est et ouest de Madagascar (villes principales: Mandritsara, Antsohihy, Antalaha) [1.5]
Vocabulaire  5  Histoire: clans, tribus
Mots composés 
Titres 
Tableaux et planches  9  Mots du dialecte

Mis à jour le 2020/07/31