|
|
|
|

Entrée 1  Rtoa
Partie du discours  2  nom (abréviation)
Morphologie 
3  Simple :
Explications en malgache  4 fanafohezan' ny hoe Ramatoa [3.1]
Explications en anglais  5 "Mrs." (Missus) , "Ms." (Miss) : abbreviation of Ramatoa [3.1]
Explications en français  6 "Mme." (Madame), "Mlle." (Mademoiselle) : abréviation de Ramatoa [3.1]
Exemples  7  Andriamanga sy rtoa Razanajay sy havana ray aman-dreny avy tany Antananarivo. [2.356#88]
8  Ravelojaona niaraka tamin-dRtoa Raharinoro vadiny ary niantrano sy nisakafo antoandro tao aminay. [2.356#126]
Vocabulaire  9  Etiquette
Antonymes  10 atoa, atoa

Anagrammes  11 otra, 12 rota, Rota, Rtoa, 13 taro, 14 tora

Mis à jour le 2026/08/07