|
|
|
|

Entrée (1/2)1  K    k    
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3  [1.1] Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin'ny abidy malagasy. Nyh no miova hok amin'ny fanakamban-teny: mihinina hena =mihinan-kena. Amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao misy tovona man, dia alatsaka ny k amin'ny ft. ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka ny man: man-kaikitra = manaikitra.
Explications en français  4  [1.3] Dixième lettre et septième consonne de l'alphabet malgache. Dans KA final, k devient ordinairement h et quelquefois f, dans la formation des participes et des impératifs: Satroka, satrohy, satrohana, isatrohana; Daroka, darofy, darofana. Après le préfixe MAN, k initial disparaît dans les formes verbales: Kaikitra, manaikitra; Kitikitika, manitikitika; Ketoketoka, manetoketoka; Ketsa, manetsa.
Analogues  5  abidy
Tableaux et planches  6  Les alphabets
Article  7  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entrée (2/2)10  K    
Partie du discours  11  nom (symbole)
Explications en malgache  12  [3.1] Singa mivaingana, faha-19 amin'ny fisokajiana miherina.
Explications en anglais  13  [3.1] Potassium.
Vocabulaire  14  Chimie
Tableaux et planches  15  Table périodique

Mis à jour le 2024/12/21