|
|
|
|

Entrée 1  antongona
Partie du discours  2  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  3 havoana eo andrefana' Antananarivo (somary atsimo kely foana) sahabo ho 26 km, tora-dady, fa 32 km manaraka ny lalana; 3 na 4 km tora-dady avarabaratra kelin' Merintsiatosika (Fenoarivo); 1508 m ny hahavony...
4 Tamin'ny andron' ny ady an-trano fahizany dia ny tsangan' afo teo an-tampon-tendrombohitra no natao famantarana ny filam-bonjy tamin' ny manodidina nony nisy fahavalo nitady hananika. Nanao tsangan' afo toy izany ny teo Antongona. Koa nony matetika loatra taty aoriana dia tsy nampiraika ny olona intsony. Izany no nahatonga ny fitenenana hoe: "Efa ho lava ny afon' Antongona": enti-milaza ny antso vonjy, na hataka, miverimberina matetika, ka tsy mahataitra, na mampangoraka intsony...
5 Misy lovantsofina maromaro tonga angano momba an' Antongona... [1.10]
Exemples  6  Ohatra ny omby mandry eo afovoan' ny ahitra no fitazanana an' antongona avy eto [1.1]
Vocabulaire  7  Géographie: monts, vaux 8  Géographie: monuments 9  Histoire: lieux
Combinaisons  10  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot antongona
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot
Citations  12  Textes citant ce mot
Illustrations 
13  14  15 
16  17  18 
19  20 

Mis à jour le 2026/10/18