Entrée | vadina (vady) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Alaina ho vady: Zazavavy tsy azo vadina iny fa ratsy toetra izaitsizy [1.1] | ||||||||
Explications en français | Qu’on épouse: Tsy azonao vadina io zazavavy io (Vous ne pouvez pas épouser cette jeune fille) [1.3] | ||||||||
Exemples | Raha izany no azo vadina, dia ho vita i Menabe!
[2.528] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2019/09/16 |
![]() |