|
|
|
|

Entrée tsontsori-mamba
Partie du discours locution
Mots élémentaires tsontsorika, mamba
Explications en malgache Fianjerana ao anaty rano, ka ny loha no alefa aloha: kilalaon' ankizilahy: atao mifampidipiditra ao anelakela-pen' ny namana avy ny lohan' ny tsirairay dia mitsimbadimbadika amin' izay izy [1.1]

Mis à jour le 2023/08/17