Entrée | tokoana | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina Ny tokoanam-bary aza iadian' ny mpivady: enti-milaza fa na dia zavatra kely aza mety hampiady mivady [1.1] | ||||||||
Entrée | tokoana (toko) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny Enti-milaza ny vary karakaraina handrahoina: Nahoana no tsy mbola tokoanao ny vary? Enti-milaza ny vatom-panorona alahatra amin' ny toerany avy alohan' ny hilalaovana: Tokoy àry ny vato raha vonona hilalao Rangahy [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |