|
|
|
|

Entrée tevika
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [1.1]
 Amonia [2.472]
Explications en français Pneumonie [1.54]
Vocabulaire 
Exemples Nisy voan' ny tevika ny mpiray toby tamin-dry Feno indray andro; [2.472]
Synonymes amonia ~ pnemonia

Entrée tevika
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaintainana ohatra ny misy manindrona
Aretina avy amin' ny bibikelinaretina izay andrenesana fanindrontsindronana ao anaty tratra [1.1]
Explications en anglais A spasm [1.2]
Explications en français Douleur poignante, comme celle d'un point de côté [1.3]
 Point de côté [1.54]
Vocabulaire 
Dérivés 

Entrée tevika
Partie du discours nom
Explications en malgache Loaka amin' ny ravin-tsofina asiana kavina [1.1]
Explications en anglais A bore in the lobe of the ear [1.2]
Explications en français Trou pratiqué à l'oreille pour y suspendre les pendants d'oreille [1.3]
Dérivés 

Entrée tevika
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny loadoaka amin' ny zaitra, na ny fanjaitra [1.1]
Explications en français Point de couture [1.3]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/09/14