Entrée | tapiny | |
Partie du discours | nom tapika et pronom | |
Explications en malgache | Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia Lasa niery daholo ny ankamaroany Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1] | |
Synonymes | tapika | |
Mis à jour le 2011/12/22 |
![]() |