Entrée | Tanala | |
Partie du discours | nom propre (ethnonyme) | |
Mots élémentaires | t, ala | |
Explications en malgache | Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana [1.1] | |
Explications en anglais | The dwellers in the forests. [1.2] | |
Explications en français | Populations forestières du sud-es [...] [texte complet dans 1.5] | |
Vocabulaire | Histoire: clans, tribus | |
Tableaux et planches | Mots du dialecte | |
Mis à jour le 2023/08/12 |
![]() |