Entrée | rotaka | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana [1.1] | |
Dérivés |
| |
Synonymes | kotaka ~ kotakotaka | |
Entrée | rotaka | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy [1.1] | |
Explications en français | Gros ventre [1.3] | |
Vocabulaire | Santé | |
Dérivés |
| |
Synonymes | rotarota | |
Autres orthographes | ritaka | |
Mis à jour le 2015/01/15 |
![]() |