Entrée |
renirano
|
Partie du discours | nom
|
Mots élémentaires | reny,
rano |
Explications en malgache | Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina [1.1]
|
| Rano mandeha amin'ny faritra iray [1.13]
|
Explications en français | Cours d'eau [1.13]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe.
[2.472]
|
2 | Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy.
[2.324]
|
|
Analogues |
ony |
Tableaux et planches |
|
Illustrations |
|
|