|
|
|
|

Entrée mpamaritra (faritra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Sokajin-teny enti-mamaritra, izay mitsinjara ho karazany maro:
-- mpamaritra milaza toetra (lanitra manga),
-- mpamaritra isa (omby fito),
-- mpamaritra filaharana (kilasy fahadimy),
-- mpamaritra manondro (ity trano ity),
-- mpamaritra malala-kevitra (ny olona sasany),
-- mpamaritra manontany (olona iza?),
-- mpamaritra matoanteny (marary tokoa)
(Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy)
Explications en français mpamaritra isa: adjectif numéral cardinal [1.13]
Explications en anglais Adjective [3.1]
Explications en français Adjectif [3.1]
Vocabulaire 
Exemples Ny mpamaritra anarana Le kosa dia tsy anondroana lehilahy fotsiny. [1.519]

Entrée mpamaritra (faritra)
Partie du discours nom
Explications en français Déterminant
mpamaritra asa: opérateur. [Vocabulaire: Economie: finances, gestion]
mpamaritra hajatena: déterminant d'un endomorphisme
mpamaritra ny fifanesena: déterminant du composé
mpamaritra roaroa, mpamaritra roa andalana: déterminant 2x2
mpamaritra vaventy: déterminant principal [1.13]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2024/08/16