Entrée | mivaly (valy) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Misy valiny: Mbola tsy nivaly ihany ny taratasy nalefako tany amin' ny Minisitry ny Fampianarana Misy setriny: Mahareta fa mbola hivaly ihany izao fihafianao izao indray andro any! Hita ao ambadika: Manify ny taratasy ka mivaly ao ambadika ny soratra [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |