Entrée | mitsitra (tsitra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mandry henjana mivalampatra: Misy olona mamo maty mitsitra ao atsimontrano ao Mijihitra maty eo no ho eo: Nitsitra teo no ho eo ihany ilay vorona notorahanay [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |