|
|
|
|

Entrée mitoreo (toreo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao feo mitaraindraina, mampahonena
Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao [1.1]
Explications en anglais To chirp. Used only of birds [1.2]
Explications en français Gazouiller
Demander avec insistance, de manière à exciter la compassion [1.3]
Morphologie 
Présent : mitoreo
Passé : nitoreo
Futur : hitoreo
Impératif : mitoreova

Mis à jour le 2024/09/16