Entrée | mitoko (toko) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny anana ka firy toko no alainao Mahazo isa amin' ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin' izao ny mpilalao malagasy [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |