Entrée | mihoaka (hoaka) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1] | ||||||
Explications en français | Faire des efforts pour vomir [1.54] | ||||||
Vocabulaire | Santé | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Synonymes | mihoakoaka | ||||||
Analogues | dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa | ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |