Entrée | mifanerana (erana) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mitovy hatiana, lanja, habe: Mifanerana tsara amin' ny lohanao io satroka io fa vidio Mifanaraka, mifanentana: Mifanerana amin' ny hareny ihany ny vola laniny ka tsy mampaninona azy [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |