Entrée | miantsoro-mianotra | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | miantsorona, mianotra | |
Explications en malgache | Enti-milaza resaka na tantara izay miverina kely amin' ny tokony ho nolazaina tany aloha mba hampahazavazava azy kokoa [1.1] | |
Mis à jour le 2023/06/17 |
![]() |