|
|
|
|

Entrée menakely
Partie du discours nom
Mots élémentaires mena, kely
Explications en malgache (taloha) Tany iadidian' ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jereo menabe) [1.1]
Explications en français Fief seigneurial [1.431]
 Terres et sujets des seigneurs féodaux, par opposition au menabe, terres et sujets du domaine royal [...] [1.11]
Exemples 
1Nanan-karena sady be menakely Andriambahoaka; [2.69]
2Tsy hataoko menakely ianareo fa ataoko menabe. [2.508]
Synonymes vodivona
Analogues  menabe

Entrée menakely
Partie du discours nom
Explications en malgache Karaza-mofo atao amin' ny kobam-bary misy siramamy ka endasina [1.1]
Vocabulaire 
Exemples 
1Mofo menakely na ramanonaka no hany sakafo nohanin' ny olona. [2.472]
2Ny ankizy no nitondrany vatomamy sy menakely ka avy hatrany dia nandrapaka. [2.470]

Mis à jour le 2023/11/20