Entrée |
mangaka
(haka)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mazavazava ratsy: Mangaka ny lanitra amin' ny dimy maraina Maina (fiteny amin' ny tanda izay tsaroana toa maimaina any anatiny any): Mangaka izany ny tendako azon' ilay vovoka nandalorana [1.1]
|
Explications en anglais | Light, brilliant, luminous, dimly conspicuous. [1.2]
|
|
Entrée |
mangàka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Misy faritra mitriatra kely nefa tsy vaky tanteraka [1.13]
|
Explications en français | Fêlure, fêlé [1.13]
|
|