Entrée | mamorofotra (forofotra) | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Rakotra bontaimbontsina kely be dia be: Indray andro ihany dia nivoaka ny bonibonin' Ilita; namorofotra daholo ny kibony sy ny lamosiny [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Affected with scabies. [1.2] | ||||||
Explications en français | Atteint, couvert d'une éruption cutanée [1.3] | ||||||
Vocabulaire | Santé | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |