Entrée | mamoaka (voaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mampiala ny trano: Mamoaka ny ankizy haka rivotra ny mpampianatra Milaza am-pahibemaso: Efa namoaka didy mihitsy ny fanjakana momba izany Mamosaka, mampiseho: Aoka ianao hamoaka mazava ny hevitrao eto anoloanay Mampiseho voalohany ho hitan' ny olona: Vao namoaka gazety indray izao Randria Manome: Mamoaka feo tsara sy mahafinaritra io orga vao novidinay io Enti-milaza ny ray aman-dreny izay mandefa ny zanany hanambady, amin' ny fotoanan' ny fampakarana: Hamoaka zazavavy Rakoto mivady rahampitso Asabotsy [1.1] | ||||||||
Manaparitaka, mizara, mampiely [1.13] | |||||||||
Explications en français | Diffuser [1.13] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/09/13 |
![]() |