Entrée |
mamaritra
(faritra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin' ny Sakalava aty atsinanana / Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko? [1.1]
|
Explications en anglais | To mark out, to set boundary lines, to set dimensions. [1.2]
|
Exemples |
1 | Ny lalàna no mamaritra izany.
[1.320]
|
2 | Ny toe-bola sy ny velaran-tany volena no mamaritra ny safidy.
[2.117]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mamaritra |
Passé : |
namaritra |
Futur : |
hamaritra |
Impératif : |
mamarita |
|
|