|
|
|
|

Entrée lehilava
Partie du discours nom
Mots élémentaires lehy, lava
Explications en malgache Fomba fandeha ny pai-panorona, mifamaly amin' ny hoe lehifohy. Mifamaly toy izany koa ny hoe lehihavanana sy lehihavia [1.10]
Explications en français Manière de jouer au fanorona [1.3]
Vocabulaire 
Antonymes 

Entrée Lehilava
Partie du discours nom propre (toponyme) [Liste complète]
Mots élémentaires lehy
Vocabulaire 
Exemples Rehefa nipetraka kelikely teo ireo Zanakantitra, dia tsy omby ny tanàna ka nivoaka niatsinanana kely naka vohitra teo Ambohimasina ny sasany; ary ny sasany kosa niakandrefana nankeo Lehilava na Andohamandry. Fatratra mihitsy ny fitombony, ka tamin'ny nandaminan'i Laidama ny vatan-dehilahy ho isan-jato sy isan'arivo hampanaovina fanompoana, dia nahatratra telon-jato ny vatan-dehilahy teo aminy: Ambohimiarina zato iray, Ambohimasina zato iray, ary ny andrefana momba an'Andohamandry na Lehilava, zato iray. [2.588]

Mis à jour le 2023/06/04