Entrée |
lakalaka
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao. [1.1]
|
Explications en anglais | Impertinent, intrusive, forward, impudent [1.2]
|
Explications en français | Qui s'accommode de tout [1.196]
|
Exemples |
1 | Mba olona lakalaka koa Itakoto - mitsapatsapa zavatra.
[1.437]
|
2 | Nefa atao ahoana no fahalala ny lahatra, miankina amin' ny ao am-pon' ny any ambony, lakalaka tsy taka-polopolorina?
[2.296]
|
|
|
Entrée |
lakalaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | [Tankarana]
A plant [1.2]
|
Explications en français | [Betsileo, Sakalava, Tankarana, Tsimihety]
Cynometra commersoniana Baill. (Fabaceae). Comme
laka
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Cynometra commersoniana |
|