Entrée |
kitakita
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [1.1]
|
Explications en français | Action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous Action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [1.3]
|
Exemples | Noho izany, tsy dia mba nahazo kitakita firy tamin' ireo mpampiasa izy.
[2.472]
|
Dérivés |
Synonymes | |
|