Entrée | kilaolao | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako Tsilalao Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1] | |
Synonymes | kilalao | |
Mis à jour le 2022/01/28 |
![]() |