|
|
|
|

Entrée kapa tokana
Partie du discours nom
Mots élémentaires kapa, tokana
Explications en malgache Karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa [1.1]
Explications en anglais (kapatokana) a mode of playing diamanga [1.2]
Analogues  diamanga
Bibliographie 

Mis à jour le 2024/08/17