|
|
|
|

Entrée izaitratra
Partie du discours adjectif
Mots élémentaires izay, tratra
Explications en malgache Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ [1.1]
Exemples Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/06/14