Entrée | hika | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entam-barotra [1.1] | |
Entrée | hika | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina [1.1] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2012/12/18 |
![]() |