Entrée | hasoavina (soa) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin' ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin' ny herintaona Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin' ny fampianarana nomenao azy Tahina: Hohasoavin' ny Tompo anie ianao [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | See soa. [1.2] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |