Entrée | hasoa (soa) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetra soa, toetra tsara Hafinaritra, hatsara, hakanto: Ny hasoan' ny voninkazo Ny vokatra entin' ny..., ny ilana ny...: Tsy fantatrao angaha ny hasoan' ny orana [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |