Entrée | halehibeazana (lehibe (lehy, be)) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Hangeza: Tsy ny halehibeazanao akory no atahorako anao Toetran' ny zavatra lehibe, bevava: Novelabelariny tamin' ny valandresaka ny halehibeazan' ny adidin' ny ray aman-dreny Fahanterana, habetsahan' ny taona niainana: Tsy mivoaboaka intsony izy noho ny halehibeazany [1.1] | |
Exemples | eo an-tànanao ny hery amam-pahefana, ary ny tànanao no manome ny halehibeazana amam-pahamafisana ny zavatra rehetra.
[2.996] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |