Entrée |
forehitra
(rehitra)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | May tsy misy horaisina Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany. [1.1]
|
Explications en anglais | Consumed, burnt. Comp. dorehitra
[1.2]
|
Exemples | Ataonay forehitra sy mivadika ho tanimena mihitsy, na antsaha na an-tanàna.
[2.587]
|
|
Entrée |
forehitra
(rehitra)
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en anglais | In haste, in a hurry. Comp. dorehitra
[1.2]
|
|