Entrée | fivoadiana (voady) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina Fianianana, fanomezan-toky, fikasana mafy: Hatramin' ny saika nahafaty azy tamin' ny toaka, dia nanao fivoadiana izy fa tsy hikasika zava-pisotro mahamamo intsony [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |