Entrée | fisarihana (sarika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. [1.1] | |
Explications en français | Attraction, tirage [1.13] | |
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |