Entrée | filatsahana (latsaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fianjerana, firotsahana: Amin' ny filatsahan' ny orana, velombolo ny zavamaniry Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin' ny elonaina Firotsahana, fidirana: Filatsahana ho miaramila [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |