Entrée | fidinginana (dingina) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fijoroana manondro lanitra: Fidinginan' ny rambon' osy Fiakarana avo dia avo tampoka: Nahagaga ny fidinginan' ny vaton-dRakoto tamin' ny fifidianana farany tao [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |