Entrée | fiantandroka (tandroka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en français | Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf] [1.3] | |
Exemples | Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery.
[1.437] | |
Entrée | fiantandroka | |
Partie du discours | nom | |
Vocabulaire | Zoologie: poissons | |
Analogues | fiamalandy ~ fiamandry ~ fiamangataka ~ fiamangidy ~ fiambola ~ fiambazana ~ fiampotsy ~ fiandava | |
Mis à jour le 2023/01/06 |
![]() |