Entrée | fandakana (lakana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Famelezana amin'ny tongotra: Fandakana baolina Fitsipahana, izay matetika mariky ny tsy fitiavana ombampaniratsirana: Fandakana ray aman-dreny izany fihetsika izany Fanoherana: Fandakana miharihary ny hevitro izany teninao izany [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |