Entrée |
fanariana
(ary)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | Le rejet, l'abandon, le lieu, l'instrument [1.3]
|
| Vidange, évacuation [1.13]
|
Exemples |
1 | Ny fanariana ny maloto dia toy ny amin' ny miaramila miantafika : hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina.
[2.472]
|
2 | Tsy tsipelinteny iray anefa hainy, tsy fitiavana te hahay mamaky nibosesika tao am-pony fa fanariana dia fotsiny amin' ny fiandrasana an-dRavokatra sy ireo namany.
[2.470]
|
|
|