Entrée | famaly (valy) | ||||
Partie du discours | nom ou adjectif | ||||
Explications en malgache | Fomba entina mamaly Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny [1.1] | ||||
Explications en français | Ce qu'on peut répondre Manière de répondre [1.3] | ||||
Exemples | Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando
[2.324] | ||||
Morphologie |
| ||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |