Entrée | erikatra | |
Partie du discours | adverbe | |
Explications en malgache | Manondro toerana somary lavidavitra ka manondro matimafy kokoa noho ny erỳ ary fampiasa indrindra amin' ny valin-teny: Aiza ianareo no mipetraka? Erikatra (sady tondroina ilay toerana) [1.1] | |
Mis à jour le 2019/08/17 |
![]() |