Entrée |
bontolo
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Vaventy makadiry ary iray tsy mivaky: Kanety bontolo [1.1]
|
Explications en anglais | Clumsy, lumpy, large, awkward, stubborn, or inelegant [1.2]
|
Explications en français | Sans division, entier [1.3]
|
Exemples |
1 | miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471]
|
2 | ny fanamelohana bontolo ahy, ny fametavetana imason' olona ny reniko sy ny anabaviko, ny famonoana tsy misy tsy misy fitsitsiana ahy, ny fandatsana sy fikororohana ny fianakaviako.
[2.472]
|
|
Dérivés |
|